|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 razoky |
| Singan-teny | 2 ra-, 3 zoky |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zokin' ny tena
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 elder brother or sister (term of respect)
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 frère ou soeur aîné (terme respectueux)
[1.8] |
| Ohatra |
8 razoky va no manitra voan-kazo? |
| Voambolana | 9 Fifandraisana: fianakaviana 10 Teny fanajana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|