Entrée | ratraina (ratra) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Asana ratra:
Noratrain' io tsofa io ny zanako Ampitondraina alahelo: Noratrainao, hono, ny fony tamin' ny nandaozanao azy tampoka [1.1] | ||||||||
Exemples | Ratraina amin' ny marokoroko iny ny voan-katsaka mbola amin' ny taolany, avy eo kikisana amin' ny antsy.
[2.472] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Anagrammes | iratrana, naitrara, ratraina |
Mis à jour le 2023/01/05 |