|
|
|
|

Teny iditra1  rano tsangana
Singan-teny  2 rano, 3 tsangana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5 Swimming upright. [1.2]
Ohatra  6  Ny ranotsangana dia mijoro fotsiny eny anaty rano : misebo ny sorony, hany ka maraitaka ny mpijery fa ataony ho marivo ny rano. [1.437#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11