|
|
|
|

Teny iditra1  ranonoram-baratra
Singan-teny  2 rano, 3 orana, 4 varatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  6 The heavy rain accompanied with thunder.. [1.2]
Ohatra  7  Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [2.324#]
Voambolana  8  Haitoetrandro
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02