|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranondoha |
| Singan-teny | 2 rano, 3 loha |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany
[1.1] 6 rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[ranon-doha]
7 The show before birth.
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 liquide amniotique
[1.13] |
| Voambolana | 9 Haiaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|