|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranomason-takotra |
| Singan-teny | 2 rano, 3 maso, 4 takotra |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 ny entona avy amin' ny rano nampangotrahina; ny rano ateraky ny hafanana manaraka ny takotra rehefa mahandro sakafo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 Steam condensed on a pot lid.
8 also a name given to intoxicating liquors. It is used as a Faditra.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 (de ranomaso : les larmes et takotra : le couvercle de la marmite). Ce qui se condense goutte à goutte. Notamment le distillat d'un alambic. En argot populaire : le rhum du pays ou toaka..
[1.196] |
| Voambolana | 10 Haizavamaniry |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|