Ny lalana faharoa izay sarotra inoana dia ny lalana mamakivaky miankandrefana ny Ranomasimbe indiana, ranobe mangeniheny enina arivo kilaometatra ![2.508]
2
Niondrana tao Toamasina izahay nentin'ny sambo Leconte de Lisie namakivaky ny ranomasimbe.[2.356]
3
Ka hataonao inona anefa ireo hazandrano ireo, hoy Ikemba, no dia nanaovanao vy very ny ainao teny an-dranomasimbe teny?[2.499]