Entrée rano an-tsahafa
Mots élémentaires rano ; sahafa
Partie du discours locution
Explications en malgache Rano ampiasaina amin' ny velirano tsy hifamadika: Atao ao anaty sahafa ny rano dia eo no miozonozona ny olona mianiana [1.1]
Explications en anglais Business of agreements made by persons as to the place of doing something [1.2]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/16