|
|
|
|

Teny iditra1  rano an-takotra
Singan-teny  2 rano, 3 takotra
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 rano atao ao anaty takobilany ka atoraka eny amin' ny lanitra mba hanohanana ny havandra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12