|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ranivy |
| Singan-teny | 2 rano, 3 ivy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 rora, ivy
[Tambahoaka]
[1.78] 6 ivy [Taisaka] [1.78] 7 rora, ivy, rano tsy tapaka ao am-bava [Tanala] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
8 a word for ivy Probably a corruption of Rano and Ivy.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 salive
[1.13] |
| Voambolana | 10 Haiaina |
| Tovy hevitra | 11 ranonivy |
| Mpanahaka | 12 ivy, 13 rora |
| Fivaditsoratra | 14 narivy, ranivy, 15 raviny, raviñy, 16 vinira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|