Entrée (Teny iditra) ranavalona > Ranavalona
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Ranavalomanjaka I (±1782-1861/08/16, manjaka 1828-1861)
¶ Araka ny hafatr' Andrianampoinimerina dia Imavo, vadiben-dRadama no nandimby an-dRadama. Zafin' olo-mirahavavy Radama sy Imavo ary samy notezain' Andrianampoinimerina. Rehefa nanjaka Imavo dia niova anarana hoe Ranavalomanjaka, dia nampamonoina ny havan-dRadama sy ny olon-tiany izay nataony fa hanelingelina azy amin' ny fanjakana... [Fagereng: Tantara]
Vocabulaire (Voambolana)  
Illustrations (Sary)  

Entrée (Teny iditra) ranavalona > Ranavalona
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Ranavalona II (1829-1883/07/13, manjaka 1868-1883) [3.1]
Vocabulaire (Voambolana)  
Illustrations (Sary)  

Entrée (Teny iditra) ranavalona > Ranavalona
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara))
Définition malgache (Famaritana malagasy)   Ranavalona III (1861/11/22-1917/05/23, manjaka 1883-1897) [3.1]
Vocabulaire (Voambolana)  
Citations (Teny nalaina)  
Illustrations (Sary)  

Mis à jour le 2010/12/28
Formulaire pour nous envoyer des commentaires