|
|
|
|

Teny iditra1 ra mandriaka
Singan-teny  2ra, 3mandriaka
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza fahafatesan' olona izaitratra noho ny ady: Nisy ra nandriaka, tamin' ny ady lehibe farany tao [1.1]
Ohatra  6 " Raha mandà ny fangatahany tany ianareo, hiverina indray ireny ra mandriaka tamin' ny tabataba ireny". [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12