|
|
|
|

Teny iditra1  Ramaka
Singan-teny  2 ra-, 3 maka
Sokajin-teny  4  anarana hita ao amin' ny ohabolana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Anaran' olo-nalaza fahiny ho mpandoro trano.
6 fitenenana: Nandalo Ramaka ka may ny tanàna. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 [Maka (aka), to fetch.] The name of a mythical incendiary.. [1.2]
Voambolana  8  Finoana
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 kamara, 11 karama, 12 makara, 13 Ramaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02