|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 railovy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-boron-kely sady tsara feo no tsara tarehy fa misy sangany misandrahaka ohatra ny fikopaka eo ambony lohany ka nahatonga ny olona hanome azy ny anarana hoe andriamborona
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 [Lovy, see lovilovy.] A species of king-crow, a family of birds sometimes called Drongo shrikes, probably from the Betsimisaraka name Drongo. It is bluish black in colour, and has a long forked tail hence its specific name. Dicrurus forficatus, L. Same as andovy, drongo, leidorongo, raidonga, railomba and tsaramaso.
[1.2#491] 5 a black songbird [1.7] 6 black crested drongo [3.1] 7 crested drongo [2.190#303] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 oiseau noir aux beaux chants
[1.8] 9 drongo malgache [2.191#349] |
| Ohatra |
10 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Voambolana | 11 Haibiby: vorona |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 railovy |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 oiseau censé être le roi des êtres à plumes
[1.54] |
| Ohatra |
18 Izany angamba no nilazana fa mpanjakan' ny vorona ny railovy.
[2.445]
|
| Voambolana | 19 Finoana |
| Fivaditsoratra | 20 lairovy, railovy, 21 vilaory |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|