Entrée raiketra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazan-tsilo fanaon' ny olona fefin-tokontany sy vala; noho ny raviny matevina sy be rano, dia izy no ataon' ny olona sakafon' ny biby -- na fanaon' ny olona sakafo koa aza -- any amin' ny tany kely ranonorana ka tsy misy voly maniry [1.1]
Explications en anglais  raiketa [1.2]
Explications en français Cactus [1.5]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31