|
|
|
|

Teny iditra1  raha tany ka
Singan-teny  2 raha, 3 ka
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1]
Tsipelina hafa  6 raha tany

Fivaditsoratra  7 ikatrahana, raha tany ka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02