|
|
|
|

Teny iditra1  rafaravavy
Singan-teny  2 ra-, 3 fara, 4 vavy
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 Anarana iantsoana sy ilazana ny zanaka vavy zandriny indrindra amin' ny nateraka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 The name given to the last-born female in a family. [1.2]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana
Tovy hevitra  9 rafara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17