|
|
|
|

Teny iditra1  prezi
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr, président] Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin' ny fivoriana: Mazàna ny Prezidà no fidin' ny mpikambana ao amin' ny fikambanana
4 Filoham-panjakana ambony indrindra: Handalo ny Prezidà ka diovy tsara ny tanàna [1.1]
Voambolana  5  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08