|
|
|
|

Teny iditra1  praiminisitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [angl. prime minister] Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben' ny governemanta; samy mahazo mitarika ny fivorian' ny governemanta, na ny filoham-pirenena (fivorian' ny minisitra no iantsoana ny fivoriana amin' izay) na ny praiminisitra (fivorian' ny kabinetra kosa no iantsoana an' izany). [1.1]
Voambolana  4  Pôlitika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12