Entrée | potehina (potika) | ||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||
Explications en malgache | Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho Alaina baraka: Nopotehiny ny lazan' ny rahalahiny, tamin' ny endrikendrika sy ny fosafosa [1.1] | ||||||||
Explications en anglais | To be broken into small pieces [1.7] | ||||||||
Explications en français | Qu'on casse, qu'on brise en petits morceaux [1.8] | ||||||||
Morphologie |
| ||||||||
Synonymes | potipotehina | ||||||||
Mis à jour le 2023/01/20 |