|
|
|
|
Teny iditra
1
pororoatra
Sokajin-teny
2
anarana
Fanazavàna teny malagasy
3
Hafenoana misy mihoatra betsaka; fiarahana maro manao rodobe sady aharenesana rodorodo
[
1.1
]
Sampanteny
Matoantenin' ny mpanao :
4
manapororoatra
,
5
manapororoata
,
6
mipororoatra
,
7
mipororoata
Matoantenin' ny iharana :
8
aporo
ro
atra
,
9
apororoaty
,
10
pororoadroatana
,
11
tafapororoatra
Matoantenin' ny fameno :
12
anapororo
a
tana
,
13
ipororo
a
tana
Anarana :
14
fanapororoatana
,
15
fanapororoatra
,
16
fipororoatana
,
17
fipororoatra
,
18
mpanapororoatra
,
19
mpipororoatra
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19