| Entrée | 1 poloney |
| Partie du discours | 2 nom ou adjectif |
| Explications en malgache |
3 Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Polonina: olona mahery fo ny Poloney Momba an' i Polonina, an' i Polonina na avy any Polonina: Sambany nisy Papa poloney tamin' ity taonjato ity [1.1] |
| Explications en anglais |
4 a Pole polish [3.1] |
| Explications en français |
5 un polonais, une polonaise polonais, polonaise [3.1] |
| Vocabulaire | 6 Géographie: pays, peuples |
| Analogues | 7 polonina |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|