|
|
|
|

Teny iditra1  politetse
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Latsaka na mivoaka avy amin' ny elanelan-javatra na mitete toy ny fotsimbary entina amin' ny harona makarakara. [Sakalava] [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19