|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 polisa |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr. pouls] Fitepon' ny fo manosika ny ra, izay mora heno indrindra eo amin' ny hato-tanana anoloana: Ny isan' ny polisa ho an' ny olona salama dia eo amin' ny 72 isa-minitra eo. / Mitsapa polisa
[1.1] |
| Voambolana | 4 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 5 lasopy, polisa, 6 salopy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|