|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 poketra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
3 the ankle bone. See kitrokely
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 4 poketra |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Karazana lasaka kely mazàna vita amin' ny hoditra, fitondran' ny vehivavy an-tanana ka ataony fasiana ny zavajavatra madinika tsy misaraka aminy, toy ny mosara, vola, sns.: Nanjary fomban-kaingon' ny vehivavy ankehitriny ny poketra noho ny bikany sy ny hasarobidin' ny zavatra nanaovana azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a purse, a handbag, a small portmanteau
[1.2] |
| Ohatra |
8 Lehilahy izy io, ary tiako ho fantatra ny misy ny poketrany na amin' ny paosiny aoriana na tsia.
[2.4]
|
| Haiendriteny |
|
| Tsipelina hafa | 10 poaketra |
| Kamban-teny rehetra | 11 mafy poketra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|