|
|
|
|

Teny iditra1  poirina
Fototeny  2 poitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Loarana avy any anaty zavatra mba hiseho: Poiro amin' ny fangady io vato io.
5 Esorina amin-kery: Poirina ny hidin-trano. [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12