|
|
|
|

Teny iditra 1  pitsika
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Zavatra miendaka na miala amin' ny zavatra iray: Pitsi-bomba
19 Fialana tampoka ary toa mitsambikina [1.1]
Tsipelina hafa  20 pitika
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe pitsika

Fivaditsoratra  22 pakitsy, pitsika, 23 tsipìka, Tsipika, tsipika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19