|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 pilin-kankana |
| Singan-teny | 2 pilina, 3 kankana |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 pilina ody kankana.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 vermifuges préparés en pilules, granulés ou tablettes (comprimés).
[1.196] |
| Voambolana | 7 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|