|
|
|
|

Teny iditra1  pibasy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 néflier du Japon, nèfle du Japon (Eriobotrya japonica, Rosaceae. [1.5]
Ohatra  4  Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [2.324]
Voambolana  5  Haizavamaniry: voankazo
Tsipelina hafa  6 bibasy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12