Entrée petrak' ahitra
Mots élémentaires petraka ; ahitra
Partie du discours locution
Explications en malgache Fandrika atao mba hanombotombohana ny hafa (nisy olon-dratsy mpamandrika taloha izay nanao toy izao: nametraka entan-kely teo anjoron-dalana izy, dia nihataka lavidavitra nitily, ka izay naka an' ilay entan-kely dia notombohany ho mpangalatra) [1.1]

Mis à jour le 2023/07/03