Entrée | petra-dango | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Fomba nanaovana ny lango. (Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan' ny olona hatao lango, ka ny sasany nentina hisaorana an' Andriamanitra Andriananahary, ary ny sasany kosa hanaovan' ny ankizy sambasamba) [1.1] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |