|
|
|
|

Teny iditra1  petra-bola
Singan-teny  2 petraka, 3 vola
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 vola apetraky ny olona hampiasaina ao amin'ny fanjarianasa iray [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  6 stocks, bonds and other commercial papers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 actions, bons du trésor et autres valeurs [1.8]
[petrabola] 8 placement, épargne; action, titre [1.13]
Voambolana  9  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11