Entrée (Teny iditra) petera > Petera
Partie du discours (Sokajin-teny)   nom propre (histoire) (anaran-tsamirery (tantara))
Traduction anglaise (Dikanteny anglisy)   Peter [Baiboly]
Traduction française (Dikanteny frantsay)   Pierre [Baiboly]
Vocabulaire (Voambolana)  
Exemples (Ohatra)   Ary Simona dia nomeny anarana hafa koa hoe Petera; ary Jakoba, zanak' i Zebedio, sy Jaona, rahalahin' i Jakoba; izy mirahalahy dia nomeny anarana hafa koa hoe Boanerjesy, izany hoe Zana-baratra; ary Andrea sy Filipo sy Bartolomeo sy Matio sy Tomasy sy Jakoba, zanak' i Alfeo, sy Tadeo sy Simona Kananeana ary Jodasy Iskariota, ilay namadika Azy [Baiboly, Marka 3:16-19]
Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako [Baiboly, Matio 16:1]

Mis à jour le 2012/03/23
Formulaire pour nous envoyer des commentaires