|
|
|
|

Teny iditra1  peta-taratasy
Singan-teny  2 petaka, 3 taratasy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fametahana temitra na taratasy be velarana amin' ny rindrina [1.1]
Ohatra  6  Misy peta-taratasy eo amin' ny rindrin' ny tranonareo [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12