Entrée pari > farina
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Tsy mahateny tsara fa toy ny migadragadra ny feo, tsy mahahira tsara: Voan' ny vovoka aho omaly ka farina ny feoko [1.1]
Explications en anglais Hoarse. [1.2]
Exemples 
1Tapaka tangarana ny fidiram-bola tao aminy fa ilay feo, dia tonga farina tsy azo nampiasaina intsony; [2.285]
2Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. [2.472]
Dérivés 
Mots composés 

Entrée pari > farina
Partie du discours nom
Explications en malgache Fitohanana tsy mivalana ho an' ny zaza [1.1]
Dérivés 

Entrée pari > farina
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny hoditra manify mihofakofaka amin' ny tarehy [1.1]
Explications en anglais Small scurf on the nose. [1.2]
Dérivés 

Anagrammes 

Entrée pari > -paritra
Partie du discours forme morphologique de faritra
Exemples Fampahalalana ireo fomban-drazana isam-paritra [2.445]
Mots composés 

Entrée pari > paritra
Partie du discours nom
Explications en malgache Fizarazan' ny feo amin' ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... [1.1]
Vocabulaire 
Mots composés 

Anagrammes 

Entrée pari > faritra
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny sisin-javatra: Lazao aiza avy ny faritr' i Betsileo
Fetra mamangitra zavatra iray: Asivo faritrany tokotanintsika
Mitovy hevitra: fangitra [1.1]
Explications en anglais A mark, an outline, a defined boundary, extent [1.2]
 A limit or boundary [1.7]
Explications en français Trace pour limiter quelque chose, encadrement, bordure, délimitation, contour, bornes [1.3]
 Limite, trace [1.8]
Exemples 
1Asivy faritra ny tanimboly (Mettez une marque pour délimiter le champ) [1.3]
2Aiza ny faritr' Imerina? (Où sont les bornes de l’Imerina?) [1.3]
Morphologie 
Simple : faritra, faritro, faritrao, fariny, faritsika, faritray, faritrareo, faritr', fari-, faritry
Préfixée : -paritra, -paritro, -paritrao, -pariny, -paritsika, -paritray, -paritrareo, -paritr', -pari-, -paritry
Dérivés 
 
Mots composés 
Phytonymes 
Hyponymes Tantaran' i Madagasikara isam-paritra
Toponymes 

Anagrammes 

pari   
diñy
pari [1.78]
filokana
action de parier, de jouer de l'argent [1.8]
loka
pari, gageure, prix [1.8]