|
|
|
|

Teny iditra1  paraky be hatoka
Singan-teny  2 paraky, 3 be, 4 hatoka
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 paraky lehibe kiran-draviny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [parakibehatoka] 7 A variety of tobacco [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 variété de tabac à très fortes côtes saillantes et à limbe foliaire épais. Tabac très corsé, riche en nicotine ; apprécié pour la préparation du kisoka [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12