Entrée paradizy
Partie du discours nom
Explications en malgache Fonenan' ny olona tsara fanahy aorian' ny fahafatesana, araka ny finoana kristianina, izay iainany ao anatin' ny fahasambarana ateraky ny fahitana an' Andriamanitra. [Vocabulaire: Religions, Croyances]
Toerana mahasambatra sy mahafinaritra: Tena paradisa kely ity sahanareo mangatsiatsiaka feno voninkazo ity [1.1]
Origine Anglais: paradise.
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31