|
|
|
|

Teny iditra1  palmie
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [fr. palmier] Anarana itambarana ilazana ireo karazan-kazo manana toetra manokana: ny tahony, tsoatokana; ny isan-draviny, fitambarana ravina madinika maromaro, toy ny rafia, voaniho. [1.1]
Voambolana  4  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12