|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  palitsy
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 manary dia, mivily lalana. [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  palitsy
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mania, mihodivitra. [Tanosy] [1.78]

Fivaditsoratra  7 palitsy, 8 pilatsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12