|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanoloana; fampanjanana ho hafa. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 caractère aléatoire, aléas numériques, variable [1.13]
5 action de changer, de remplacer une chose par une autre [1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  28  Matematika: antontan'isa
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 7 amin' io teny io

Teny iditra (2/3)30  ova
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 fanampiny, fanampiana [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)33  ova
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny frantsay  35 Nom d'un arbre indéterminé, d'après Dandouau. [Tanala] [1.196]
Voambolana  36  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  37 avo, ova, 38 vao, 39 voa~, voa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21