|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 oram-baratra |
| Singan-teny | 2orana, 3varatra |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 orana be fiavy arahin-kotroka [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 rain accompanied with thunder and lightning [1.2] |
| Ohatra |
7 Avy tampoka ny orambaratra tamin' izay ka nisy vitsivitsy matin' ny varatra.
[2.508#]
|
| Voambolana | 8 Haitoetrandro |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|