|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ony |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Renirano mivarina any an-dranomasina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 a river. See renirano. [mal. Sungai. For omission of s see ompa, etc.].
[1.2] 5 a river. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rivière.
[1.8, 1.13] 7 fleuve. [1.8] |
| Ohatra |
8 Teo amoron' ony ianao, no nofisiko namintana;
[2.1022#]
9 misy adaladala isika koa manao rano maina ony. [2.298#72] 10 Mandoro biriky eny amoron' ny ony koa izy ireo. [2.445#117] |
| Voambolana | 11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 12 renirano |
| Kamban-teny rehetra | 13 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
15 reniRAno, Ony |
| Lahatsoratra | 16 Randzavola: ony ao amin' ny Baiboly |
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 17 ony |
| Sokajin-teny | 18 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 See onotra.
[1.2] |
| Fivaditsoratra | 20 ino, 21 nio, 22 ony |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|