| Entrée | 1 ondrikely kamboty |
| Mots élémentaires | 2 ondry, 3 kamboty |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 ondrikely sady kamboty no mahia novonoina raha nanao fianianana: nozonina sy notsitsihina teo ilay ondrikely ary nangatahina tamin' Andriamanitra mba hianjera amin' izay mivadika amin' ny fianianana ireo ozona ireo [1.1] |
| Synonymes | 6 ondrikely malahelo |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|