|
|
|
|

Teny iditra1  oloanina
Fototeny  2 oloana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza ny olona eo anatrehan' ny tena: Noloaniny aho (nankeo anatrehako, nifanatrika tamiko izy). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be put in front of.. [1.2]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 anoloany, 11 oloanina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12