|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  olitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Kankana kely fahita amin' ny hena, nofo efa simba na lo: Feno olitra io hena io fa ario. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a grub, a small worm. [Malay Ulat.] Comp. kankana.. [1.2]
5 a worm. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 ver. [1.8]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  11 Randzavola: kankana sy olitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)12  olitra
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14 Areti-nify mandoaka maharary aoka izany, izay noheverin' ny ntaolo fa avy amin' ny fisiana kankana bitika kely mandoaka ny nify: Mararin' ny olitra izy ka tsy nianatra.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 toothache, which is supposed to be occasioned by a small worm in the tooth. [1.2]
16 toothache. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17 mal aux dent (litéralement ver). [1.54]
18 mal aux dents. [1.8]
Voambolana  19  Fahasalamana
Kamban-teny rehetra  20  Fikambanana 5 amin' io teny io

Fivaditsoratra  21 alotry, 22 laotry, 23 liôtra, 24 olitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09