Entrée oksizena
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana gazy hita betsaka indrindra eo amin' ny zavaboary, izay mandoro ka miteraka hafanana; ny oksizena dia ilain' ny zavamananaina amin' ny fiainany fa mandoro ny loto ao amin' ny rany
(ampahadimin' ny rivotra amin' ny atmosfera ny oksizena) [1.1]
 [ oksizenina ] Singa simika [1.13]
Explications en français [ oksizenina ] Oxygène [1.13]
Mots composés 
Origine Français: oxygène.
Autres orthographes 
Analogues  O ~ Table périodique

Mis à jour le 2022/08/14