Entrée ofisialy
Partie du discours adjectif
Explications en malgache An' ny fanjakana: Natokana ho an' ny antokon' olona ofisialy ny toerana eto ka mialà teto ianao
Enti-milaza izay rehetra vaovao avoakan' ny fanjakana: Araka ny tarehi-marika ofisialy dia toy izao ny isan' ny "eny" sy ny "tsia" tamin' ny fitsapana hevi-bahoaka farany tao
Enti-milaza zavatra neken' ny fanjakana ny fijoroany ka efa navoaka ho fantatry ny be sy ny maro: Ny teny malagasy ofisialy [1.1]
Mots composés 
Origine Français: officiel.

Mis à jour le 2020/07/31