|
|
|
|

Teny iditra1  nonsy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Masoivohon' ny Papa Ray Masina eo amin' ny Firenena iray (matetika dia ampiana hoe apostolika io teny io: Nonsy apostolika) (Fiv. kat.). [1.1]
Voambolana  4  Fivavahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12