Entrée nobinata > binata (bata)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Voabata, bataina: Nobinatako ilay entana fa tsy zakako [1.1]
Explications en anglais [passive with infix] [1.2]
Explications en français Porté, soulevé [1.3]
Exemples Avy amin' ny foto-teny bata izay nasiana tsofoka "in" no tonga hoe "binata" , ka ny nobinatako dia mitovy amin' ny hoe nobataiko. [2.643]
Morphologie 
Présent : binata, binatako, binatanao, binatany, binatantsika, binatanay, binatanareo, binatan', binatan-, binatam-
Passé : nobinata, nobinatako, nobinatanao, nobinatany, nobinatantsika, nobinatanay, nobinatanareo, nobinatan', nobinatan-, nobinatam-
Futur : hobinata, hobinatako, hobinatanao, hobinatany, hobinatantsika, hobinatanay, hobinatanareo, hobinatan', hobinatan-, hobinatam-
Synonymes voabata

Anagrammes