|
|
|
|

Teny iditra1 njay
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mety: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra midona tsy lavitra ny tena: Njay tonga ny fiarakodia mitondra an' i Dada (injay) 2) Hampiseho fanenenana: Njay tsy nahalala an' iny olona iny aho! (inay) [1.1]

Fivaditsoratra  4 anjy, 5 inja, 6 jany, 7 jina, 8 njay, 9 njia

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12